Aller au contenu

Aalborg

Avy amin'i Wikipedia

57°03′N 09°54′E / 57.050°N 9.900°E / 57.050; 9.900

Aalborg
Velarantany 139 km2
Isam-ponina 120,914 mponina
Tanànan-dehibe NC
Ben'ny tanàna NC
Firenena  Danemarka
Faritany NC
Faritra Nordjylland
Aalborg

Aalborg (na Ålborg), dia tanàna ao  Danemarka misy seranan-tsambo ary foibem-pitantanana ao amin'ny faritra Nordjylland.

Miaraka amin'ny mponina 120.914, Aalborg no tanàna fahefatra lehibe indrindra ao amin'ny firenena aorian'i Kaopenagy, Aarhus ary Odense.